-
Genesisy 41:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Aorian’izay indray dia hisy fito taona hisian’ny mosary, ka ho hadino hoe nahavokatra be eran’i Ejipta, fa ho simban’ny mosary ny tany.+
-
-
Genesisy 47:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Rehefa tapitra iny taona iny, dia nankany amin’i Josefa indray izy ireo ny taona nanaraka. Hoy izy ireo: “Tsy hafeninay aminao, tompoko, fa efa nomena ny tompoko daholo ny vola sy ny biby fiompy. Tsy misy azonay omena anao intsony izao, tompoko, afa-tsy ny tenanay sy ny taninay.
-