Genesisy 46:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 dia efa nasain’i Josefa nomanina ny kalesiny, ka niakatra hitsena an’i Israely rainy tany Gosena izy. Rehefa nampahafantatra ny tenany i Josefa, dia tonga dia namihina* ny rainy izy, ka nitomany elaela* teo.
29 dia efa nasain’i Josefa nomanina ny kalesiny, ka niakatra hitsena an’i Israely rainy tany Gosena izy. Rehefa nampahafantatra ny tenany i Josefa, dia tonga dia namihina* ny rainy izy, ka nitomany elaela* teo.