Genesisy 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nanan-janaka koa i Sema, ilay razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra, sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.* Genesisy 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izao no tantaran’i Sema:+ Roa taona taorian’ny Safodrano, rehefa 100 taona i Sema, dia niteraka an’i Arpaksada+ izy. Lioka 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 3:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Sela zanak’i Kenana,Kenana zanak’i Arpaksada,+Arpaksada zanak’i Sema,+Sema zanak’i Noa,+Noa zanak’i Lameka,+
21 Nanan-janaka koa i Sema, ilay razamben’ny zanakalahin’i Ebera+ rehetra, sady rahalahin’i Jafeta izay zokiny indrindra.*
10 Izao no tantaran’i Sema:+ Roa taona taorian’ny Safodrano, rehefa 100 taona i Sema, dia niteraka an’i Arpaksada+ izy.
36 Sela zanak’i Kenana,Kenana zanak’i Arpaksada,+Arpaksada zanak’i Sema,+Sema zanak’i Noa,+Noa zanak’i Lameka,+