-
Genesisy 46:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia hoy i Israely tamin’i Josefa: “Tsy maninona intsony na ho faty aza aho. Efa nahita anao mantsy aho, sady fantatro hoe mbola velona ihany ianao!”
-