-
Nomery 26:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ireto avy ny taranak’i Simeona,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Nemoela ny Nemoelita, avy tamin’i Jamina ny Jaminita, avy tamin’i Jakina ny Jakinita, 13 avy tamin’i Zera ny Zerita, ary avy tamin’i Saoly ny Saolita.
-