Genesisy 35:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa hiala aina iny i Rahely,—fa efa ho faty—dia nataony hoe Ben-ony* ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.*+
18 Rehefa hiala aina iny i Rahely,—fa efa ho faty—dia nataony hoe Ben-ony* ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.*+