- 
	                        
            
            Nomery 26:48, 49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
48 Ireto avy ny taranak’i Naftaly,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Jazila ny Jazilita, avy tamin’i Gony ny Gonita, 49 avy tamin’i Jezera ny Jezerita, ary avy tamin’i Silema ny Silemita.
 
 -