-
Genesisy 47:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ny tanin’ny mpisorona ihany no tsy novidiny.+ Nahazo anjara sakafo avy tao an-tranon’i Farao mantsy ny mpisorona, dia ireny sakafo nomen’i Farao ireny no nivelomany. Izany no antony tsy nivarotan’izy ireo ny taniny.
-