Genesisy 41:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Nataon’i Josefa hoe Manase*+ ny anaran’ilay lahimatoa. Hoy mantsy izy: “Efa nataon’Andriamanitra izay hanadinoako ny fahoriako rehetra sy ny ankohonan-draiko manontolo.” Genesisy 46:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny naterak’i Josefa tany Ejipta dia i Manase+ sy Efraima,+ izay naterak’i Asenata+ taminy. Zanakavavin’i Potifera mpisorona tao Ona* io Asenata io.
51 Nataon’i Josefa hoe Manase*+ ny anaran’ilay lahimatoa. Hoy mantsy izy: “Efa nataon’Andriamanitra izay hanadinoako ny fahoriako rehetra sy ny ankohonan-draiko manontolo.”
20 Ny naterak’i Josefa tany Ejipta dia i Manase+ sy Efraima,+ izay naterak’i Asenata+ taminy. Zanakavavin’i Potifera mpisorona tao Ona* io Asenata io.