Genesisy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 24:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia hoy izy tamiko: ‘I Jehovah ilay tompoiko+ no haniraka ny anjeliny+ hanampy anao, ka hitahy ny dianao. Dia any amin’ny fianakaviako sy ny ankohonan-draiko+ ianao no haka vady ho an’ny zanako.
40 Dia hoy izy tamiko: ‘I Jehovah ilay tompoiko+ no haniraka ny anjeliny+ hanampy anao, ka hitahy ny dianao. Dia any amin’ny fianakaviako sy ny ankohonan-draiko+ ianao no haka vady ho an’ny zanako.