Genesisy 32:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hoy ilay lehilahy: “Avelao aho handeha, fa efa mazava ratsy ny andro.” Dia hoy i Jakoba: “Tsy havelako handeha ianao, raha tsy mitso-drano* ahy aloha.”+
26 Ary hoy ilay lehilahy: “Avelao aho handeha, fa efa mazava ratsy ny andro.” Dia hoy i Jakoba: “Tsy havelako handeha ianao, raha tsy mitso-drano* ahy aloha.”+