Genesisy 15:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia hanampy anao foana aho sady hitahy anao. Ianao sy ny taranakao mantsy no homeko an’ireo tany rehetra ireo.+ Dia hotanterahiko ilay fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao hoe:+ Deoteronomia 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+
3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia hanampy anao foana aho sady hitahy anao. Ianao sy ny taranakao mantsy no homeko an’ireo tany rehetra ireo.+ Dia hotanterahiko ilay fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao hoe:+
8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+