Genesisy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda*+ ny anarany. Dia tsy niteraka intsony izy taorian’izay. Deoteronomia 33:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izao no tsodrano nolazainy momba an’i Joda:+ “Henoy ny feon’i Joda, Jehovah ô,+Ary enga anie ianao hamerina azy any amin’ny vahoakany! Ny sandriny no niarovany ny* fananany.Enga anie ianao hanampy azy hamely ny fahavalony!”+
35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda*+ ny anarany. Dia tsy niteraka intsony izy taorian’izay.
7 Izao no tsodrano nolazainy momba an’i Joda:+ “Henoy ny feon’i Joda, Jehovah ô,+Ary enga anie ianao hamerina azy any amin’ny vahoakany! Ny sandriny no niarovany ny* fananany.Enga anie ianao hanampy azy hamely ny fahavalony!”+