-
Deoteronomia 33:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Hoy izy momba an’i Zebolona:+
“Mifalia, ry Zebolona, noho ny varotra ataonao any ivelany,
Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+
19 Hantsoin’izy ireo ho any an-tendrombohitra ny vahoaka,
Ka any izy ireo no hanao sorona araka ny fahamarinana.
Fa haka amin’ny* harem-be any an-dranomasina izy ireo,
Sady haka amin’ny harena miafina ao amin’ny fasika.”
-