-
1 Mpanjaka 4:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nanana lehibem-paritra 12 i Solomona, teo amin’ny Israely rehetra. Andraikitr’izy ireo ny namatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany. Ary nifandimby nanao an’izany iray volana isan-taona ny tsirairay tamin’izy ireo.+
-
-
1 Mpanjaka 4:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Bana zanak’i Hosay no niandraikitra ny faritr’i Asera sy Bealota;
-