-
Deoteronomia 33:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hoy indray izy momba an’i Naftaly:+
“Voky fankasitrahana i Naftaly,
Ary tototry ny fitahian’i Jehovah.
Alaivo ho anao ny tany any andrefana sy ny any atsimo.”
-