-
Matio 4:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Niala tany Nazareta izy taorian’izay, dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.
-
-
Matio 4:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Ry Galilia fonenan’ny hafa firenena, tanin’i Zebolona sy tanin’i Naftaly, izay eo amin’ny lalana mankany amin’ny ranomasina sady ampitan’ny Reniranon’i Jordana!
-