-
Genesisy 37:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Indray mandeha, dia nanonofy i Josefa, ka notantarainy tamin’ny rahalahiny ilay nofiny.+ Dia vao mainka izy ireo nankahala azy.
-
-
Genesisy 37:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy ny rahalahiny taminy: “Te hilaza ve ialahy hoe hanjaka aminay sy hifehy anay?”+ Vao mainka àry izy ireo nankahala azy, noho ilay nofiny sy ny teniny.
-