Josoa 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hoy ny taranak’i Josefa tamin’i Josoa: “Fa maninona no anjara tany iray ihany no lova nomenao anay* tamin’ny antsapaka?+ Izahay ange be dia be satria notahin’i Jehovah izahay hatramin’izao e!”+
14 Ary hoy ny taranak’i Josefa tamin’i Josoa: “Fa maninona no anjara tany iray ihany no lova nomenao anay* tamin’ny antsapaka?+ Izahay ange be dia be satria notahin’i Jehovah izahay hatramin’izao e!”+