Estera 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Estera 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Ahasoerosy Mpanjaka tamin’i Estera vadin’ny mpanjaka sy Mordekay Jiosy: “Efa nomeko an’i Estera ny tranon’i Hamana,+ ary efa nasaiko nahantona teo amin’ny tsato-kazo izy+ fa nitetika ny hamely* ny Jiosy.
7 Dia hoy i Ahasoerosy Mpanjaka tamin’i Estera vadin’ny mpanjaka sy Mordekay Jiosy: “Efa nomeko an’i Estera ny tranon’i Hamana,+ ary efa nasaiko nahantona teo amin’ny tsato-kazo izy+ fa nitetika ny hamely* ny Jiosy.