FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary feno lavaka godorao ny Lohasahan’i* Sidima. Niezaka nandositra ny mpanjakan’i Sodoma sy ny mpanjakan’i Gomora, nefa latsaka tao anatin’ireny lavaka ireny. Ny mpanjaka sasany koa nandositra nankeny amin’ny faritra be tendrombohitra.

  • Eksodosy 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Rehefa tsy azony nafenina intsony ilay zaza,+ dia naka harona* zozoro izy ary nopetahany godorao mivaingana sy godorao ranony ilay izy. Nataony tao anatin’iny ilay zaza, dia napetrany teny amin’ny bararata naniry teny amoron’ny Reniranon’i Neily.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara