-
Genesisy 23:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa ny sahan’i Efrona tao Makpela tandrifin’i Mamre, izany hoe ilay saha sy ilay lava-bato tao ary ny hazo rehetra tao anatin’ny faritr’ilay saha, dia nekena ara-dalàna 18 ho fananan’i Abrahama, dia fananana novidiny teo imason’ny taranak’i Heta, teo imason’izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanàna.
-