Genesisy 35:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia niala aina i Isaka ka maty. Ary nangonina any amin’ny razambeny* izy, rehefa ela velona sy afa-po tamin’ny fiainana.* Dia nandevina azy+ i Esao sy Jakoba zanany.
29 Dia niala aina i Isaka ka maty. Ary nangonina any amin’ny razambeny* izy, rehefa ela velona sy afa-po tamin’ny fiainana.* Dia nandevina azy+ i Esao sy Jakoba zanany.