-
Genesisy 7:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia niditra ny karazana biby* rehetra, dia lahy sy vavy, araka ny didy nomen’Andriamanitra an’i Noa. Avy eo dia nohidian’i Jehovah ny varavarana.
-