-
Genesisy 41:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Nasainy nitaingina teo amin’ny kalesy faharoan’i Farao koa izy, dia nisy olona niantsoantso teo alohany hoe: “Avreka!”* Toy izany no nanendren’i Farao azy hanam-pahefana amin’i Ejipta manontolo.
-