Genesisy 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niditra tao anatin’ny sambofiara i Noa tamin’io andro io, niaraka tamin’i Sema sy Hama ary Jafeta zanany lahy.+ Niaraka taminy koa ny vadiny sy izy telo vavy vadin’ny zanany.+
13 Ary niditra tao anatin’ny sambofiara i Noa tamin’io andro io, niaraka tamin’i Sema sy Hama ary Jafeta zanany lahy.+ Niaraka taminy koa ny vadiny sy izy telo vavy vadin’ny zanany.+