Genesisy 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary izao no tantaran’i Noa: Olo-marina i Noa.+ Tsy nisy tsiny izy, tsy mba hoatran’ny mpiara-belona taminy.* Niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy.+ Hebreo 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Petera 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy nisalasala koa izy nanasazy an’ilay tontolo taloha,+ fa niaro an’i Noa, mpitory ny fahamarinana,+ sy ireo fito hafa,+ tamin’izy nahatonga safodrano teo amin’ilay tontolo feno olona tsy natahotra an’Andriamanitra.+ 2 Petera 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
9 Ary izao no tantaran’i Noa: Olo-marina i Noa.+ Tsy nisy tsiny izy, tsy mba hoatran’ny mpiara-belona taminy.* Niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy.+
5 Tsy nisalasala koa izy nanasazy an’ilay tontolo taloha,+ fa niaro an’i Noa, mpitory ny fahamarinana,+ sy ireo fito hafa,+ tamin’izy nahatonga safodrano teo amin’ilay tontolo feno olona tsy natahotra an’Andriamanitra.+