Genesisy 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nanorina alitara+ ho an’i Jehovah i Noa. Naka tamin’ny biby madio sy ny biby manidina madio+ izy, ka nanolotra fanatitra dorana teo ambonin’ilay alitara.+
20 Dia nanorina alitara+ ho an’i Jehovah i Noa. Naka tamin’ny biby madio sy ny biby manidina madio+ izy, ka nanolotra fanatitra dorana teo ambonin’ilay alitara.+