-
Genesisy 8:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, tamin’ny taona faha-601,+ dia ritra ny rano teto ambonin’ny tany. Dia nesorin’i Noa ny saron’ny sambofiara, ka hitany fa efa nihamaina ny tany.
-