FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy àry i Jehovah: “Haringako tsy hisy eny ambonin’ny tany ny olona noforoniko. Haringako miaraka amin’ny biby fiompy sy ny biby mandady ary ny biby manidina eny amin’ny lanitra ny olona. Fa manenina aho nanao an’ireo.”

  • 2 Petera 3:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa odian’izy ireo tsy hita hoe efa nisy hatry ny ela ny lanitra, ary nisy tany mafy tsara koa nipoitra avy tao anaty rano sady teo afovoan’ny rano, noho ny tenin’Andriamanitra.+ 6 Tamin’ny alalan’ireo no nandravana an’ilay tontolo nisy tamin’izany, rehefa safotry ny rano ny tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara