Genesisy 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia nataony hoe Noa*+ ny anarany, satria hoy izy: “Izy no hanamaivana* antsika. Miasa mafy mantsy isika ka reraka be ny tanantsika satria nozonin’i Jehovah ny tany.”+
29 Dia nataony hoe Noa*+ ny anarany, satria hoy izy: “Izy no hanamaivana* antsika. Miasa mafy mantsy isika ka reraka be ny tanantsika satria nozonin’i Jehovah ny tany.”+