Genesisy 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hoy Andriamanitra: “Aoka hisy zavatra manome hazavana*+ eny amin’ny habakabaka* mba hampisaraka ny andro sy ny alina.+ Ho famantarana ny fizaran-taona sy ny andro ary ny taona ireny.+ Salamo 74:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nasianao fetrany ny faritra rehetra eto an-tany,+Ary nanao ny fahavaratra sy ny ririnina ianao.+ Mpitoriteny 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Ary hoy Andriamanitra: “Aoka hisy zavatra manome hazavana*+ eny amin’ny habakabaka* mba hampisaraka ny andro sy ny alina.+ Ho famantarana ny fizaran-taona sy ny andro ary ny taona ireny.+