1 Timoty 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mandrara ny olona tsy hanambady+ izy ireo, ary mamoaka didy hoe tsy azo hanina ny sakafo sasany.+ Noforonin’Andriamanitra anefa ireny mba hohanina+ ka ho afaka hisaotra Azy amin’izany ny olona mino+ sy mahalala tsara ny fahamarinana.
3 Mandrara ny olona tsy hanambady+ izy ireo, ary mamoaka didy hoe tsy azo hanina ny sakafo sasany.+ Noforonin’Andriamanitra anefa ireny mba hohanina+ ka ho afaka hisaotra Azy amin’izany ny olona mino+ sy mahalala tsara ny fahamarinana.