Genesisy 9:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto avy ny zanakalahin’i Noa nivoaka avy tao anatin’ny sambofiara: Sema sy Hama ary Jafeta.+ Ary i Hama no lasa rain’i Kanana.+ 19 Izy telo ireo no zanakalahin’i Noa, ary ireo no niavian’ny mponina rehetra niparitaka eran-tany.+
18 Ireto avy ny zanakalahin’i Noa nivoaka avy tao anatin’ny sambofiara: Sema sy Hama ary Jafeta.+ Ary i Hama no lasa rain’i Kanana.+ 19 Izy telo ireo no zanakalahin’i Noa, ary ireo no niavian’ny mponina rehetra niparitaka eran-tany.+