-
Genesisy 50:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hitan’ny Kananita tompon-tany ny fisaonana natao teo amin’ilay famoloana tao Atada, ka hoy izy ireo: “Tena misaona be mihitsy ny Ejipsianina!” Izany no nanaovana ny anaran’ilay famoloana hoe Abela-mizraima,* izay ao amin’ny faritr’i Jordana.
-