Jona 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankatò ny tenin’i Jehovah+ i Jona ka nankany Ninive.+ Tanàna lehibe* izy io, ka tsy vita ny nitety azy raha tsy dia an-tongotra telo andro. Matio 12:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Hiaraka hitsangana amin’ity taranaka ity ny mponin’i Ninive amin’ny Andro Fitsarana ka hanameloka azy. Nibebaka mantsy izy ireo rehefa nitory taminy i Jona.+ Misy lehibe noho i Jona anefa eto.+
3 Dia nankatò ny tenin’i Jehovah+ i Jona ka nankany Ninive.+ Tanàna lehibe* izy io, ka tsy vita ny nitety azy raha tsy dia an-tongotra telo andro.
41 Hiaraka hitsangana amin’ity taranaka ity ny mponin’i Ninive amin’ny Andro Fitsarana ka hanameloka azy. Nibebaka mantsy izy ireo rehefa nitory taminy i Jona.+ Misy lehibe noho i Jona anefa eto.+