Josoa 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 sy ny Kananita+ tany atsinanana sy tany andrefana, sy ny Amorita,+ ny Hetita, ny Perizita, ny Jebosita teny amin’ny faritra be tendrombohitra, ary ny Hivita+ teo am-pototr’i Hermona+ any Mizpa.
3 sy ny Kananita+ tany atsinanana sy tany andrefana, sy ny Amorita,+ ny Hetita, ny Perizita, ny Jebosita teny amin’ny faritra be tendrombohitra, ary ny Hivita+ teo am-pototr’i Hermona+ any Mizpa.