1 Tantara 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niteraka roa lahy i Ebera: Palega*+ no anaran’ny iray, satria tamin’ny androny no voazarazara ny tany.* Ary Joktana no anaran’ny rahalahiny.
19 Niteraka roa lahy i Ebera: Palega*+ no anaran’ny iray, satria tamin’ny androny no voazarazara ny tany.* Ary Joktana no anaran’ny rahalahiny.