Genesisy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no tantaran’i Adama: Rehefa namorona an’i Adama Andriamanitra,* dia nataony nisy itovizana taminy+ izy. Jakoba 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah* Raintsika. Izy io koa anefa no anozonantsika ny olona, izay noforonina mba “hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+
5 Izao no tantaran’i Adama: Rehefa namorona an’i Adama Andriamanitra,* dia nataony nisy itovizana taminy+ izy.
9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah* Raintsika. Izy io koa anefa no anozonantsika ny olona, izay noforonina mba “hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+