Asan’ny Apostoly 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia niala tao amin’ny tanin’ny Kaldeanina izy, ka nipetraka tany Harana. Ary rehefa maty ny rainy,+ dia nasain’Andriamanitra nifindra nankatỳ amin’ity tany onenanareo amin’izao ity izy.+
4 Dia niala tao amin’ny tanin’ny Kaldeanina izy, ka nipetraka tany Harana. Ary rehefa maty ny rainy,+ dia nasain’Andriamanitra nifindra nankatỳ amin’ity tany onenanareo amin’izao ity izy.+