-
Genesisy 35:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Koa nomen’izy ireo an’i Jakoba ny andriamani-kafa rehetra tany amin’izy ireo sy ny kavina teny an-tsofiny, ka nalevin’i* Jakoba teo am-pototr’ilay hazobe tany akaikin’i Sekema.
-