-
Genesisy 13:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hoy i Jehovah tamin’i Abrama, rehefa nisaraka izy sy Lota: “Azafady ange e! Jereo avy eo amin’ny toerana misy anao eo ny manodidina, dia mijere mianavaratra sy mianatsimo sy miantsinanana ary miankandrefana. 15 Fa homeko ho fanananao sy ny taranakao mandrakizay ireo tany rehetra tazanao ireo.+
-
-
Genesisy 15:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hoy ihany izy taminy: “Izaho no Jehovah, ilay nitondra anao nivoaka avy tany Oran’ny Kaldeanina, mba hanome anao an’ity tany ity. Dia ho lasanao izy ity.”+
-