-
Genesisy 2:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia nalain’i Jehovah Andriamanitra ilay lehilahy, ka napetrany tao amin’ny zaridainan’i Edena mba hiasa sy hikarakara an’ilay zaridaina.+
-