-
Genesisy 13:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Niala tany Ejipta avy eo i Abrama sy ny vadiny, dia nentiny izay rehetra nananany. Niakatra nankany Negeba+ izy ireo, niaraka tamin’i Lota.
-
-
Genesisy 13:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nifindrafindra toby izy teny an-dalana avy any Negeba nankany Betela, mandra-pahatongany teo amin’ilay toerana nasiany ny tranolainy taloha, teo anelanelan’i Betela sy Ay,+
-