Genesisy 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nanorina alitara teo i Isaka ka niantso ny anaran’i Jehovah,+ sady nanangana tranolay teo.+ Ary nandavaka lavadrano teo ny mpanompony.
25 Koa nanorina alitara teo i Isaka ka niantso ny anaran’i Jehovah,+ sady nanangana tranolay teo.+ Ary nandavaka lavadrano teo ny mpanompony.