FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 11:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Samy naka vady i Abrama sy Nahora: Saray+ no anaran’ny vadin’i Abrama, ary Milka,+ zanakavavin’i Harana, no anaran’ny vadin’i Nahora. Rain’i Milka sy Iska io Harana io.

  • Genesisy 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Avy eo dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao hoe Saray*+ intsony ny anaran’i Saray vadinao, satria hatao hoe Saraha* ny anarany.

  • Genesisy 23:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia maty tao Kiriata-arba+ i Saraha, izany hoe tao Hebrona,+ any Kanana.+ Ary nanomboka nisaona sy nitomany an’i Saraha i Abrahama.

  • Genesisy 23:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Avy eo dia nandevina an’i Saraha vadiny tao amin’ilay lava-bato i Abrahama, teo amin’ilay saha tao Makpela tandrifin’i Mamre, izany hoe tao Hebrona, any Kanana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara