FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Genesisy 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary nitabataba tamin’i Lota foana izy ireo hoe: “Aiza ireny lehilahy tonga tato aminao androany alina ireny? Avoahy atỳ aminay ireny hanaovanay firaisana.”+

  • 2 Petera 2:6-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nomelohin’Andriamanitra ny tanànan’i Sodoma sy Gomora ka nataony lasa lavenona.+ Nataony ohatra ho an’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra izany, mba hampisehoana hoe inona no hanjo azy ireo amin’ny hoavy.+ 7 Ary novonjeny i Lota,+ ilay olo-marina izay nalahelo be rehefa nahita an’ireo mpandika lalàna nanana fitondran-tena tsy misy henatra.* 8 Nahatsiaro ho nijaly mantsy io olo-marina io isan’andro, noho ny fandikan-dalàna hitany sy henony tamin’izy niara-nonina tamin’izy ireo.

  • Joda 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanao hoatran’ireny anjely ireny koa i Sodoma sy Gomora ary ny tanàna nanodidina azy. Nanaram-po tamin’ny fijangajangana* tena mamoafady mantsy izy ireo, sady nanatanteraka ny fanirian’ny nofony mba hanao zavatra tsy fanao.+ Afo maharitra mandrakizay* no saziny, ka lasa anatra ho antsika izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara