-
Genesisy 14:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary feno lavaka godorao ny Lohasahan’i* Sidima. Niezaka nandositra ny mpanjakan’i Sodoma sy ny mpanjakan’i Gomora, nefa latsaka tao anatin’ireny lavaka ireny. Ny mpanjaka sasany koa nandositra nankeny amin’ny faritra be tendrombohitra.
-