2 Tantara 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nisy nilaza tamin’i Josafata hoe: “Misy vahoaka be avy any amin’ny faritra amoron-dranomasina,* avy any Edoma,+ tonga hanafika anao. Ary efa ao Hazazona-tamara, na En-jedy,+ ry zareo.”
2 Dia nisy nilaza tamin’i Josafata hoe: “Misy vahoaka be avy any amin’ny faritra amoron-dranomasina,* avy any Edoma,+ tonga hanafika anao. Ary efa ao Hazazona-tamara, na En-jedy,+ ry zareo.”