-
Genesisy 14:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Tsy mila na inona na inona aho, afa-tsy izay efa nohanin’ireo tovolahy niaraka tamiko ireo ihany. Fa ny anjaran’izay niaraka tamiko,—i Anera sy Eskola ary Mamre+—dia aleo izy ireo ihany no haka azy.”
-